Teny iditra | ny lafitsarany sy ny lafiratsiny | |
Singan-teny | ny ; lafitsara ; lafiratsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Pros and cons [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Avantages et inconvénients [3.1] | |
Ohatra | Inona avy ny lafitsara sy ny lafiratsin' io anjara toerana voasoritra mialoha io?
[2.285] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |