Teny iditra panaka (saka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Vezo] Celui qui arrête, empêche, met une barrière, un obstacle [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]

Teny iditra -panaka
Sokajin-teny   endritenin' ny hoe fanaka
Ohatra   Tsy niova ny tao ka fantany tsianjery ireo karazam-panaka vonjy maika, latabatra sy akalana natao ho azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 160]

2017/03/16