Teny iditra saka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza fihalorana foza na orana amin' ny tanana ao anaty lavany
¶ ilazana ny vehivavy maridray ny ankasarotana eo am-piadiana amin' ny lehilahy [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra saka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin' ny bitro ary misy karazany roa lehibe: ny saka dia, atao koa hoe kary, ary ny saka fiompy, izay mihaza voalavo ao an-trano. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a cat; cf. piso, kary [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   chat [Rajemisa: Vakoka, SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   chat; cf. piso, kary [Hallanger 1974]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   piso
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra saka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] anarana iantsoana ny biby mbola tanora: sakaomby, sakandahy, sakambositra, ets [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra saka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra saka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] sakana, fisakanana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra saka
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? -- Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany
¶ Habe salasalany, antonintoniny
¶ Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy
¶ Salasalany, atriatry: Sakan-karona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   largeur [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   ampohy
Kamban-teny, lohateny, anarana  

2016/10/03