Teny iditra | poty > foty | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Fihinam-body sy ravina [1.78] | ||
Teny iditra | poty > foty | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Provincial for fotsy [Mal. putih.] [1.2] | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Teny iditra | poty > foty | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1] | ||
Voambolana | Kilalao | ||
Tovy hevitra | fotibaolina | ||
Ny fihaviany | Frantsay: football. | ||
Fivaditsoratra | fito, foty |