Teny iditra rohotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiaraha-mandeha ataon' ny olona maro be; fizorana miara-be [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra rohotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] tabataba [Rakotosaona 1972]

Teny iditra rohotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (hybridation entre rotra et rohitra : grand concours de peuple ; les fruits de cet arbre sont activement recherchés). Eugenia sp. (Myrtaceae). Nom relevé par Segalen et Moureaux. Fruits comestibles. Bois de bonne qualité. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/03/17