Teny iditra | ![]() |
sahaza |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny [Rajemisa 1985] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sahaza io | |
Teny iditra | ![]() |
sahaza |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao? ¶ Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho ¶ Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [Hallanger 1973] | |
Famaritana frantsay | approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela) [Hallanger 1974] | |
Famaritana frantsay | suffisant [SLP: Voambolana] | |
Sampanteny | manahaza | |
Fifanahafana | ampy ~ antonony | |
Nohavaozina tamin' ny 2011/12/10 |
![]() |