Teny iditra sedra
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a trial
¶ tried or tested [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   éprouvé [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   épreuve [SLP: Voambolana]
Ohatra   Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara. [Andraina: Mitaraina, takila 241]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Sedra
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy   jereo Andriamanantena: Sedra
Mpanoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/19