Teny iditra torovoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetraka miarinarina eo amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Mahatsikaiky ny torovok' io rafotsibe io [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23