Teny iditra | viravirao > viraviraina (viravira) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako! Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona? Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be rent, to be torn asunder [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on déchire, qu'on tiraille [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||