Teny iditra voaantso (antso)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy   [Ravelojaona: Firaketana]
Dikanteny anglisy   called, summoned. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   appelé, proclamé, invoqué [Abinal 1888]
Ohatra   Jereo ange, ry rahalahy, izato hianareo voaantso e [Baiboly: 53:001:026/Korintiana I 1:26..]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/12