Teny iditra | itony | ||||||||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | This [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Celui-ci, ce [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | itoy | ||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||||||||
Fivaditsoratra | intoy, itony, toy ny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |