Teny iditra | Koto | ||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana iantsoana zazalahy kely (mitovy amin' ny "bozy" ho an' ny zazavavy kely ) [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A common name for little boys [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Nom de garçon [1.8] | ||
Ohatra | hanina ny tokantrano kany hahita an' I Koto sy Kala ary ny vady malala no mamelovelo ao am-pony.
[2.470] | ||
Voambolana | Fanampin' anarana (lahy) | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | Ikoto | ||
Mpanahaka | Bozy ~ Ikalakely | ||
Fivaditsoratra | Koto, toko |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/15 |