Teny iditra | afa-jaza | |
Singan-teny | afa- (afaka) ; zaza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used of abortion or miscarriage. [1.2] | |
Having a miscarriage [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Ayant avorté [1.8] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afa-jaza io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |