Teny iditra |
banky
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty)
[1.1]
|
|
Teny iditra |
banky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1]
|
| Andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Banque [1.13]
|
/m:web>
/m:web>
/m:web>
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Frantsay: banque.
|
Habaka |
|
|