Teny iditra | kirijy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lava-drano [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Puits [1.13] | |
Mpanahaka | fantsakana ~ lava-drano ~ vovo | |
Teny iditra | kirijy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Karazan-kazo anisan' ny ahazoana kirany tsara azo tenomina (Urena lobata) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tsimihety] (c'est aussi le nom donné aux jeunes anguilles, mais le rapport n'est pas connu). Urena lobata L. (Malvaceae). L'un des principaux textiles, plus connu sous le nom de paka. [1.196] | |
Anarana siantifika | Urena lobata | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04 |