Teny iditra |
lakan-drano
|
Singan-teny | lakana ; rano |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Canal [1.13]
|
Ohatra |
1 | Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo.
[2.472]
|
2 | Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana.
[2.113]
|
|
|
Teny iditra |
lakan-drano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina [1.1]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ ~ |
Kamban-teny |
|
|