Teny iditra | maharary (rary) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles [1.3] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maharary io | |||
Teny iditra | maharary (rary) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny frantsay | Qui peut tresser, arranger [1.3] | |||
Fivaditsoratra | maharary, maharira, miraraha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |