Teny iditra | manandroa (andro) | ||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandro | ||
Teny iditra | manan-droa | ||
Singan-teny | manana ; roa | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manan-droa io | ||
Teny iditra | manandroa | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Ensemble à deux éléments, paire [1.13] | ||
Voambolana | Matematika: alijebra | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | anandramo, manandroa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |