Teny iditra | manaran-defona | |
Singan-teny | manara ; lefona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatsiaro kekerin' ny hatsiaka izay toy ny lefona mitsatotsatoka amin' ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Trembling from fear [1.2] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manaran-defona io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |