Teny iditra |
mandravona
(ravona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampiraisana hevitra maromaro [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire la synthèse [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandravona |
Ny lasa : |
nandravona |
Ny hoavy : |
handravona |
|
|
Teny iditra |
mandravona
(ravona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampitovy tantana, manovona ny iva ary misoroka ny avo ho marin-tampona, manarina:Mandravona ny arabe Mampitovy: Mandravona ny fananana [1.1]
|
| Mampitovy tantana [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Niveler [1.13]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandravona |
Ny lasa : |
nandravona |
Ny hoavy : |
handravona |
Filaza mandidy : |
mandravòna |
|
|
Teny iditra |
mandravòna
(ravona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandravona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
|