Teny iditra | mikofoka (kofoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mikofokofoka | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |