Teny iditra | misidina (sidina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona [1.1] | ||||||||
Manidina [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To fly high, to fly [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Voler dans l'air, voler [1.8] | ||||||||
Voler [1.13] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misidina io | ||||||||
Teny iditra | misidìna (sidina) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misidina | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |