Teny iditra |
mitsapa
(tsapa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [1.1]
|
| [Taisaka]
Manjono amin'ny tanana [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | To touch, to feel of; to console [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Toucher; palper; consoler [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitsapa |
Ny lasa : |
nitsapa |
Ny hoavy : |
hitsapa |
Filaza mandidy : |
mitsapà |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mitsapà
(tsapa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsapa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|