Teny iditra rangy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahia, kaozatra, kangoaza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy having the eyes deep-set; lean, thin. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay maigre, décharné [Abinal 1888, Boiteau 1997]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra rangirangy
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vato na vy na tandroka ahazoan' ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny
¶ Mpianala tsy mivatsy rangy: enti-milaza olona andeha hiasa ka tsy mitondra fitaovana [Rajemisa 1985]

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Pitik' afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr' afo iny no mandray ny vorodamba na ny bozaka na ny ditin' akondro atao eo akaikiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Briquet primitif des gens de la forêt et nom des matières se desséchant bien et susceptibles se servir à battre le briquet. Une expression proverbiale : Miala tsy mivatsy rangy : « aller en forêt sans rangy », a pris le sens de : inconséquence, action d'oublier ce qui est le plus nécessaire (Malzac). [Boiteau 1997]

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazondrano fandrarin' ny mpiandry omby hataony sarotro [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kazo mafy izaitsizy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a hard-wooded tree whose wood is used for spade and spear handles. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Nom des arbustes et petits arbres à bois dur, utilisé en marqueterie et pour faire des cannes. Surtout : Brexiella ilicifolia H.Perrier (Celastraceae). Voir aussi rangifotsy. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Brexiella ilicifolia

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Merina] Nom général des Balsamines malgaches, notamment Impatiens lyallii Baker (Balsaminaceae) et autres espèces décoratives. Les très nombreuses espèces d'Impatiens malgaches sont en cours de révision par Launert (Edinburgh). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Impatiens lyallii

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay ¶ Nom des Cyperaceae les plus grossières. Sorte de capuchon tressé avec ces Cyperaceae, que portent les bûcherons, les gardiens de troupeaux, etc. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2017/12/10