Teny iditra | tompon-tany | |
Singan-teny | tompo ; tany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany [1.1] | |
Teny iditra | tompontany | |
Singan-teny | tompo ; tany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |