Teny iditra | tsibody (tsitra, vody) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ireo valala atsipy velona ao anaty afo ka hita fa tsara tono izy rehefa mipoaka ny kibony [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |