Teny iditra | zotom-po | ||
Singan-teny | zoto ; fo | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Faharisihana sy fitiavana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Zeal [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Zèle [1.8] | ||
Voambolana | Ontam-po | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |