<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 16:2 | And |
Ary hoy Saray tamin' i Abrama: Indro, efa tsy nanome zanaka ahy Jehovah; masìna ianao, mivadia amin' ny mpanompovaviko; angamba hahazo zaza aminy aho. Dia neken' i Abrama ny tenin' i Saray. | Hoy Saray tamin' i Abrama: Indro efa nataon' ny Tompo momba aho; ka mangataka anao aho mba handeha amin' ny mpanompovaviko, fa angamba hitera-dahy ho ahy izy. Dia neken' i Abrama ny tenin' i Saray. | et |