<-
->

Gen / Jen 36:21 And Dishon, and Ezer, and Dishan: these are the dukes of the Horites, the children of Seir in the land of Edom. sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny taranak' i Seïra, tany amin' ny tany Edoma. Ireo no loham-pirenena amin' ny Horeana, zanakalahin' i Seira, tamin' ny tanin' i Edoma. Dishôn, Éçer, Dishân, tels sont les chefs des Horites, les fils de Séïr au pays d'Édom.