<-
->

Gen / Jen 36:30 Duke Dishon, duke Ezer, duke Dishan: these are the dukes that came of Hori, among their dukes in the land of Seir. sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin' ny tany Seïra. Disona, loham-pirenena, Esera, loham-pirenena, Disana, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Horeana izay samy loham-pirenena any amin' ny tanin' i Seira. le chef Dishôn, le chef Éçer, le chef Dishân. Tels sont les chefs des Horites, d' après leurs clans, au pays de Séïr.