<-
->

2Tt / 2Tan 14:7 Therefore he said unto Judah, Let us build these cities, and make about them walls, and towers, gates, and bars, while the land is yet before us; because we have sought the Lord our God, we have sought him, and he hath given us rest on every side. So they built and prospered. Ary Asa nanana miaramila, dia telo hetsy mpitana ampinga lehibe sy lefona avy tamin' ny Joda, ary valo alina amby roa hetsy mpitana ampinga sy tsipìka avy amin' ny Benjamina; ireo rehetra ireo dia lehilahy mahery avokoa. Izao no tafika nananan' i Asà: Telo hetsy miaramila an-defona sy ampinga, tamin' i Jodà; valo alina sy roa hetsy, miaramila mpitana ampinga mpandefa tsipìka, tamin' i Benjamina. Lehilahy mahery avokoa ireo. Asa disposa d' une armée de trois cent mille Judéens, portant le bouclier et la lance, et de deux cent quatre-vingt mille Benjaminites portant la rondache et tirant de l' arc, tous preux valeureux.