<-
->

2Tt / 2Tan 18:29 And the king of Israel said unto Jehoshaphat, I will disguise myself, and I will go to the battle; but put thou on thy robes. So the king of Israel disguised himself; and they went to the battle. Ary hoy ny mpanjakan' ny Isiraely tamin' i Josafata: Hody olon-kafa aho ka hitsarapaka any anatin' ny ady, fa ianao kosa dia miakanjoa ny akanjonao ihany. Dia nody olon-kafa ny mpanjakan' ny Isiraely ka nitsarapata tany anatin' ny ady. Ary hoy ny mpanjakan' Israely tamin' i Josafata: Izaho hanao fitafiana hafa no mandroso amin' ny ady, fa hianao miakanjoa ny akanjonao ihany. Dia nanao fitafiana hafa ny mpanjakan' Israely, dia nandeha ho any amin' ny ady izy ireo. Le roi d' Israël dit à Josaphat : " Je me déguiserai pour marcher au combat, mais toi, revêts ton costume! " Le roi d' Israël se déguisa et il marchèrent au combat.