<-
->

2Tt / 2Tan 18:30 Now the king of Syria had commanded the captains of the chariots that were with him, saying, Fight ye not with small or great, save only with the king of Israel. Fa ny mpanjakan' i Syria efa nandidy Ireo komandin' ny kalesiny nanao hoe: Aza miady na amin' ny kely na amin' ny lehibe, afa-tsy amin' ny mpanjakan' ny Isiraely ihany. Izao no didy efa nomen' ny mpanjakan' i Siria an' ireo komandin' ny an-kalesiny nataony hoe: Aza misy asianareo na ny kely na ny lehibe, afa-tsy ny mpanjakan' Israely ihany. Le roi d' Aram avait donné cet ordre à ses commandants de chars : " Vous n' attaquerez ni petit ni grand, mais seulement le roi d' Israël. "