<-
->

2Tt / 2Tan 18:34 And the battle increased that day: howbeit the king of Israel stayed himself up in his chariot against the Syrians until the even: and about the time of the sun going down he died. Ary nihamafy ny ady tamin' izany andro izany; ary ny mpanjakan' ny Isiraely nihafy nitsangana teo amin' ny kalesiny tandrifin' ny Syriana mandra-paharivan' ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy. Nihamafana ny ady tamin' izay andro izay, ary notohanana hitsangana manandrify ny Siriana teo ambony kalesiny ihany ny mpanjakan' Israely, mandra-paharivan' ny andro fa nony efa hilentika ny masoandro dia maty izy. Mais le combat se fit plus violent ce jour-là; le roi d' Israël, jusqu' au soir, resta debout sur son char en face des Araméens et, au coucher du soleil, il mourut.