<-
->

2Tt / 2Tan 18:7 And the king of Israel said unto Jehoshaphat, There is yet one man, by whom we may enquire of the Lord: but I hate him; for he never prophesied good unto me, but always evil: the same is Micaiah the son of Imla. And Jehoshaphat said, Let not the king say so. Dia hoy ny mpanjakan' ny Isiraely tamin' i Josafata: Mbola misy lehilahy iray ihany ahazoantsika manontany amin' i Jehovah, saingy halako izy, satria tsy mbola naminany soa ho ahy izy, fa loza ihany mandrakariva; Mitaia, zanak' i Jimla, no anarany. Dia hoy Josafata: Aza dia manao izany, ry mpanjaka. Ka hoy ny navalin' ny mpanjakan' Israely an' i Josafata: Mbola misy olona iray azontsika anontaniana an' ny Tompo, saingy halako izay, satria tsy mba maminany soa ho ahy, fa izao loza lava izao ihany, dia Mikea zanak' i Jemlà. Dia hoy Josafata: Aoka tsy hanao izany intsony ny mpanjaka. Le roi d' Israël répondit à Josaphat : " Il y a encore un homme par qui on peut consulter Yahvé, mais je le hais, car il ne prophétise jamais le bien à mon sujet, mais toujours du mal : c' est Michée, fils de Yimla. " Josaphat dit : " Que le roi ne parle pas ainsi! "