<-
->

2Tt / 2Tan 20:27 Then they returned, every man of Judah and Jerusalem, and Jehoshaphat in the forefront of them, to go again to Jerusalem with joy; for the Lord had made them to rejoice over their enemies. Koa dia niverina ny lehilahy rehetra amin' ny Joda sy Jerosalema, ary Josafata nitarika azy hankany Jerosalema indray tamin' ny fifaliana, fa Jehovah nampifaly azy ny amin' ny fahavalony. Izay vao niainga amin-kafaliana ny lehilahy rehetra amin' i Jodà sy Jerosalema notarihin' i Josafata hiverina any Jerosalema, fa nofenoin' ny Tompo hafaliana ny amin' ny fahavalony. Puis tous les hommes de Juda et de Jérusalem revinrent tout joyeux à Jérusalem, avec Josaphat à leur tête, car Yahvé les avait réjouis aux dépens de leurs ennemis.