<-
->

2Tt / 2Tan 20:32 And he walked in the way of Asa his father, and departed not from it, doing that which was right in the sight of the Lord. Ary nandeha tamin' ny lalana nalehan' i Asa rainy izy ka tsy niala tamin' izany, fa nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah. Nandeha tamin' ny làlana nalehan' i Asà rainy izy, ka tsy nivily tamin' izany, fa nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo. Il suivit la conduite de son père Asa sans dévier, faisant ce qui est juste au regard de Yahvé.