<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 22:6 | And he returned to be healed in |
Dia niverina mba hotsaboina tao Jezirela izy amin' ny feriny tamin' ny nahavoazana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Azaria, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina mba hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, tao Jezirela, satria marary izy. | Dia niverina tao Jezrahela Jorama hotsaboina amin' ny ratra nahavoazan' ny Siriana azy tao Ramà, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Ary Azariasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, nidina tany Jezrahela hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba fa narary izy. | il revint à |