<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 26:9 | Moreover |
Ary Ozia nanao tilikambo tany Jerosalema, teo amin' ny vavahady an-jorony sy teo amin' ny vavahady mankao amin' ny tany lemaka sy teo an-jorony ka nanamafy azy. | Nasian' i Oziasa tilikambo teo amin' ny vavahady an-jorony sy teo amin' ny vavahady mankany an-dohasaha ary teo amin' ny zorony, tao Jerosalema, sady nohamafisiny izy. |