<-
->

Si 48:12 Nony voahodidin' ny tadio Elia dia tonga feno ny fanahiny Elisea. Nandritra ny andro niainany tsy nisy mpanjaka nahahozongozona azy, ary tsy nisy olona nanapaka azy. Tel fut Elie qui fut enveloppé dans un tourbillon. Elisée fut rempli de son esprit; pendant sa vie aucun chef ne put l'ébranler, personne ne put le subjuguer.