<-
->

Jer / Jr 10:9 Silver spread into plates is brought from Tarshish, and gold from Uphaz, the work of the workman, and of the hands of the founder: blue and purple is their clothing: they are all the work of cunning men. Volafotsy voafisaka nalaina avy tany Tarsisy sy volamena avy tany Ofaza Izany, asan-tanan' ny mpiasa sy ny mpanefy volamena; Lamba manga sy volomparasy ny fitafiany; Asan' ny mahay zavatra izy rehetra. Volafotsy voatefy avy any Tarsisa, volamena avy any Ofaza; asan' ny mpisokitra sary, asan-tànan' ny mpanefy volamena! Tafina jaky volomparasy sy mena izany; asan-tànan' ny mpahay zavatra avokoa izy ireny. c' est de l' argent en feuilles, importé de Tarsis, c' est de l' or d' Ophir, une oeuvre de sculpteur ou d' orfèvre; on les revêt de pourpre violette et écarlate, ce sont tous oeuvre d' artisan.