<-
->

Jer / Jr 13:5 So I went, and hid it by Euphrates, as the Lord commanded me. Ka dia nandeha aho, ary nafeniko tao amoron' i Eofrata izy, araka ny nandidian' i Jehovah ahy. Dia nandeha aho, ka nafeniko tao amoron' ny Eofrata izy, araka ny nandidian' ny Tompo ahy. J' allai donc la cacher vers l' Euphrate comme Yahvé me l' avait ordonné.