<-
->

Jer / Jr 20:1 Now Pashur the son of Immer the priest, who was also chief governor in the house of the Lord, heard that Jeremiah prophesied these things. Ary Pasora, zanak' i Imera, mpisorona sady mpiandraikitra ny tranon' i Jehovah, raha nandre an' i Jeremia naminany izany zavatra izany, Nandre an' i Jeremia nanonona izany faminaniana izany Fasora mpisorona zanak' i Emmera, izay mpitandrina ambony ny tranon' ny Tompo. Or le prêtre Pashehur, fils d' Immer, qui était le chef de la police dans le Temple de Yahvé, entendit Jérémie qui proférait cet oracle.