<-
->

Jer / Jr 23:6 In his days Judah shall be saved, and Israel shall dwell safely: and this is his name whereby he shall be called, THE Lord OUR RIGHTEOUSNESS. Amin' ny androny no hamonjena ny Joda, sy handrian' ny Isiraely fahizay, ary izao no anarany izay hanononana Azy: Jehovah Fahamarinantsika. Amin' ny androny, Jodà hovonjena; Israely handry fahizay; ary izao no anarana hanononana azy: Iaveh-fahamarinantsika. En ses jours, Juda sera sauvé et Israël habitera en sécurité. Voici le nom dont on l' appellera "Yahvé-notre-Justice."