<-
->

Jer / Jr 26:7 So the priests and the prophets and all the people heard Jeremiah speaking these words in the house of the Lord. Ary ny mpisorona sy ny mpaminany mbamin' ny vahoaka rehetra dia nandre an' i Jeremia nanambara ireo teny rehetra ireo tao an-tranon' i Jehovah. Ren' ny mpisorona amam-paminany mbamin' ny vahoaka rehetra ny nilazan' i Jeremia ireo teny ireo, tao an-tranon' ny Tompo. Prêtres, prophètes et peuple entier entendirent Jérémie prononcer ces paroles dans le Temple de Yahvé.