<-
->

Jer / Jr 26:8 Now it came to pass, when Jeremiah had made an end of speaking all that the Lord had commanded him to speak unto all the people, that the priests and the prophets and all the people took him, saying, Thou shalt surely die. Koa nony efa tapitra voalazan' i Jeremia izay rehetra nasain' i Jehovah nolazaina tamin' ny vahoaka rehetra, dia nosamborin' ny mpisorona sy ny mpaminany mbamin' ny vahoaka rehetra izy ka nataony hoe: Ho faty tokoa ianao. Nony tapitra voalazan' i Jeremia avokoa izay nasain' ny Tompo nolazaina amin' ny vahoaka rehetra, dia nosamborin' ny mpisorona amam-paminany mbamin' ny vahoaka rehetra izy, sady nataony hoe: Ho faty hianao! Et quand Jérémie eut fini de prononcer tout ce que Yahvé lui avait ordonné de dire à tout le peuple, prêtres, prophètes et peuple entier se saisirent de lui en disant : "Tu vas mourir!