<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 27:18 | But if they be prophets, and if the word of the |
Fa raha mpaminany tokoa ireo, ary raha ao aminy tokoa ny tenin' i Jehovah, dia aoka hifona amin' i Jehovah, Tompon' ny maro, izy, mba tsy ho lasa ho any Babylona koa ny fanaka sisa ao an-tranon' i Jehovah sy ao an-tranon' ny mpanjakan' ny Joda sy ato Jerosalema | Raha mpaminany izy ireo ka ao aminy tokoa ny tenin' ny Tompo, aoka izy hifona amin' ny Tompon' ny tafika mba tsy ho lasa any Babilona ny fanaka sisa tavela ao an-tranon' ny Tompo sy ao an-tranon' ny mpanjakan' i Jodà ary ao Jerosalema. | S' ils sont prophètes, s' ils ont avec eux la parole de |