<-
->

Jer / Jr 29:28 For therefore he sent unto us in Babylon, saying, This captivity is long: build ye houses, and dwell in them; and plant gardens, and eat the fruit of them. Fa naniraka ho aminay any Babylona izy nanao hoe: Mbola haharitra ela izao, koa manaova trano ianareo, dia mitoera aminy, ary manaova tanimboly, ka hano ny vokatra aminy. Fa noho izany, dia nahavatra nampilaza taminay tany Babilona izy, nanao hoe: Mbola haharitra ela izao, ka manaova trano ary mitoera ao aminy; mambole amin' ny zaridaina ary mihinàna ny vokany. C' est ainsi qu' il a pu nous adresser à Babylone cette recommandation : Ce sera long! Bâtissez des maisons et installez-vous; plantez des jardins et mangez leurs fruits."