<-
->

Jer / Jr 34:19 The princes of Judah, and the princes of Jerusalem, the eunuchs, and the priests, and all the people of the land, which passed between the parts of the calf; eny, hatolotro ny mpanapaka ny Joda sy ny mpanapaka any Jerosalema sy ny tandapa sy ny mpisorona ary ny vahoaka rehetra, izay nandeha teo anelanelan' ny tapaky ny ombilahy kely, dia ny filohan' i Jodà, ny filohan' i Jerosalema, ny eonoka amam-pisorona mbamin' ny vahoaka rehetra amin' ny tany namaky teo anelanelan' ny tapaky ny vantotr' ombalahy. Les princes de Juda et ceux de Jérusalem, les eunuques, les prêtres et tout le peuple du pays, qui sont passés entre les morceaux du veau,