<-
->

Jer / Jr 37:15 Wherefore the princes were wroth with Jeremiah, and smote him, and put him in prison in the house of Jonathan the scribe: for they had made that the prison. Ary tezitra tamin' i Jeremia ny mpanapaka ka nikapoka azy, dia nandatsaka azy tao an-trano-maizina tao amin' ny tranon' i Jonatana mpanoratra; fa izany no nataony trano-maizina. Ary nisafoaka tamin' i Jeremia ny lehibe; nikapoka azy iry ireo ary nandatsaka azy an-tranomaizina, tao amin' ny tranon' i Jonatana mpanoratra, fa nataony tranomaizina izany. Ceux-ci, furieux contre Jérémie, le frappèrent et le mirent au cachot, au domicile du scribe Yehonatân, qu' on avait transformé en prison.